| Teny iditra | havotsana (votsa) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Toetran' ny olona votsa, miadam-panao zavatra, tsy kinga: Mahay ny asany tsara izy, fa ny havotsany no tsy anerany [1.1] | ||
| Lenteur, lourdeur [1.3] | ||
| Tovy hevitra | fahavotsana | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|