|
|
|
|

Teny iditra hazakazaka
Sokajin-teny anarana
 Fandehanana haingana, riotra: Nahazo loka tamin' ny fifanalana hazakazaka izy [1.1]
 A run, a gallop. See olomay, ezaka [1.2]
 The act of running or of walking fast; a race [1.7]
 Course [1.3, 1.8]
 Gallop, marche accélérée [1.3]
 Action de courir [1.8]
Ohatra 
1Iny Ikemba nanao hazakazaka madinika. [2.499]
2Ny fifaninanana hazakazaka zato metatra re mbola inona ê! [2.4]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10