Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
hazonina
(
hazona
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Tanana mafy tsy ho votsotra na hilefa:
Hazony mafy itỳ omby itỳ sao mitroatra
[
1.1
]
To be held, to be grasped, to be detained.
[
1.2
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
hazonina
, hazoniko, hazoninao, hazoniny, hazonintsika, hazoninay, hazoninareo, hazonin', hazonin-, hazonim-, hazoni-
Ny lasa :
nohazonina, nohazoniko, nohazoninao, nohazoniny, nohazonintsika, nohazoninay, nohazoninareo, nohazonin', nohazonin-, nohazonim-, nohazoni-
Ny hoavy :
hohazonina, hohazoniko, hohazoninao, hohazoniny, hohazonintsika, hohazoninay, hohazoninareo, hohazonin', hohazonin-, hohazonim-, hohazoni-
Filaza mandidy :
hazony
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05