| Teny iditra | hazovato | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Singan-teny | hazo, vato | |
| Karazam-bato sokay nova ara-toetra simika sy fizika, tsy dia mafy loatra fa misy tsoriany mahafinaritra ny tavany rehefa voalambolambo tsara, anaovana solon-taila amin' ny ngorodona na ny rindrina; marbra [1.1] | ||
| Bois silicifié [1.13] | ||
| Voambolana | ||
| Tovy hevitra | vatoharana ~ vatohazo | |
| Mpanahaka | hazombato | |
| Nohavaozina tamin' ny 2024/12/31 |
|