| Teny iditra | hefarana (efatra) | |
| Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
| Mandritra ny efatra andro: Nijanona hefarana teto izy dia lasa Halavam-potoana efatra andro: Nandritra ny hefarana no naharetan' ny fanadinanay [1.1] | ||
| Quatre jours [1.3] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|