|
|
|
|

Teny iditra henjanina (henjana)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 Atao henjana miridiridy mafy tsy milefitra: Henjano ny tady [1.1]
 To be stretched, to be tightened [1.7]
 Qu'on raidit, qu'on tend [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : henjanina, henjaniko, henjaninao, henjaniny, henjanintsika, henjaninay, henjaninareo, henjanin', henjanin-, henjanim-, henjani-
Ny lasa : nohenjanina, nohenjaniko, nohenjaninao, nohenjaniny, nohenjanintsika, nohenjaninay, nohenjaninareo, nohenjanin', nohenjanin-, nohenjanim-, nohenjani-
Ny hoavy : hohenjanina, hohenjaniko, hohenjaninao, hohenjaniny, hohenjanintsika, hohenjaninay, hohenjaninareo, hohenjanin', hohenjanin-, hohenjanim-, hohenjani-
Filaza mandidy : henjano

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20