|
|
|
|

Teny iditra hentana
Sokajin-teny anarana
 Fahavakiana mitsefatsefaka hita amin' ny tanimbary diso maina loatra: Vaky hentana [1.1]
 Crevasse, fente, fissure [1.3]
Ohatra Tandremana sao tsy mbola vaky hentana ny tanimbary ka asaina, ary tadidina tsara fa raha tsy efa maty sakivy indray izy ka efa lava somotra ny tsiriry, tsy azo vakina ny bainga, izany hoe avela ho dobo rano maharitra tsara ho niohaka ny tany vao hosena. [2.643]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2016/11/03