|
|
|
|

Teny iditra hetsy
Sokajin-teny mpamaritra
 Folo alina: Roa hetsy ariary, hono, no vidin' io trano io. / Ny folo hetsy dia atao hoe tapitrisa (Tsara ho tadidy fa amin' ny teny hoe hetsy, toy ny hoe habakabaka, dia tsy miova ho k ny h eo aorian' ny aman- na anka amin' ny soratra, mba tsy hahahafahafa ny fampiharam-pitsipika, dia homena ny endriny feno keo teny ireo: amana, ana): Olona amana hetsiny no tonga nijery baolina / Nisodika teny ana habakabaka ny fiaramanidina [1.1]
 A hundred thousand [1.7]
 Cent mille [1.8]
  100000 ~ 100 000 ~ 100.000 ~ 100,000 [3.1]
Voambolana 
Ohatra 
1Dimy hetsy sy fito tapitrisa no voalaza ho isany; [1.38]
2Iray hetsy mahery no ankevitry ny olona matiny, hono. [1.437]
3Fanaovana ny steam engine: ary ny vola lany, iray hetsy. [2.366]
Sampanteny 
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa
Lahatsoratra 

Teny iditra hetsy
Sokajin-teny Tsy lazaina
  [Bara] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/04