| Teny iditra | heva | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Hatsaran-tarehy [1.1] | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | heva | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Toetran' ny zavatra tsy mitehi-tany fa mihantona eny amin' ny habakabaka. [1.1] | ||
| Sampanteny |
| |
| Tovy hevitra | hevaheva | |
| Teny iditra | heva | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Taisaka] Tranom-boronkely ompiana [1.78] | ||
| Teny iditra | heva | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Taisaka] Vovo fakana hazandrano [1.78] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2010/09/07 |
|