| Teny iditra | heverina (hevitra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Eritreretina: Tsy noheverinao akory ny teny holazainao Dinihina, saintsainina, alaina ambony alaina ambany: Hevero tsara ny amin' ny ho avinao Atao: Heverinao ho adala angaha aho? [1.1] | |||||||||
| To be thought of [1.7] | |||||||||
| Qu'on pense [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | heverina (hevitra) | ||||||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||
| Mihozongozondoha, mihevingevina ny loha: Sady efa lehibe no manana aretina Ingahy Rakoto ka sady pahina no heverina [1.1] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|