|
|
|
|

Teny iditra hia
Sokajin-teny anarana
 Tsy fahazoa-nofo, fahamaimainana, tsy fisiana tavy, toa taolana fotsiny: Ny tavy no mifanohitra amin' ny hia [1.1]
 Leanness [1.7]
 Maigreur [1.3, 1.8]
 Ténuité [1.3]
Tohi-kevitra 

Teny iditra hia
Sokajin-teny anarana
  [Tankarana] Pluie qui ne cesse de tomber. [1.19]
Voambolana 

Teny iditra hia
Sokajin-teny tenim-piontanana [Fitanisana]
 Teny entina manakora ny hafa, sakoa izay: Hia! Manao ahoana izany voa! [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/25