|
|
|
|

Teny iditra hihy
Sokajin-teny anarana
  [Bara] Nify [1.78]
 Ilay nofo mena manarona ny vody nify, akanjo-nify [1.1]
  [Masikoro] Nify [2.606]
 The gums [1.7]
 Les gencives [1.8]
Voambolana 
Tovy hevitra hihi-nify

Teny iditra hihy
Sokajin-teny anarana
 Fikikisana, fikaohana ny loto miraikitra amin-javatra; famoasana ny hoditry ny voankazo na ny ovy [1.1]

Teny iditra hihy
Sokajin-teny anarana
  [Tanosy] Sohika [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/21