| Teny iditra | hika | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Feno mitohoka tsy misy elanelany kely akory, feno mifanizina, tsy afa-mandeha fa tsentsina sy mihandrona, mijanona ary mihizina: Sambo feno hika entam-barotra [1.1] | ||
| Teny iditra | hika | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fahafenoana mitohoka, mifanizina; tsy fahafahana mandeha fa tsentsina sy mihizina [1.1] | ||
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2012/12/18 |
|