|
|
|
|

Teny iditra himokimoka (himoka)
Sokajin-teny anarana
 Manakombona mafy ny vava mba tsy hivoaka ny hehy; fitanana ny hehy tsy hipoaka. [1.1]
Tovy hevitra himoka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05