| Teny iditra |
hirana
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Fahazavana kely, toy ny fahazavana maninteraka amin' ny hirika na loaka kely: Tsy mahita hirangirana Hirika na loaka idiran' ny fahazavana Taratry ny hazavana mianjera amin-javatra malambolambo, fitomarataratra. [1.1]
|
| | A glimmer of light [1.7]
|
| | Rayon de lumière passant par un petit trou ; fente qui laisse passer la clarté [1.8]
|
| Sampanteny |
| Tovy hevitra | |
|
| Teny iditra |
hiraña
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Tanala]
Karazan'akondro kely mavomavo no sady mamy be. [1.78]
|
| Voambolana |
|
| Teny iditra |
hirana
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Bara]
Anaran-gidro [1.78]
|
| Tovy hevitra | |
| Tsanganana sy sary iray takila |
|
|