| Teny iditra | hitika | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Feno tsara, (fiteny indrindra amin' ny famarana fa ny "himpona" kosa, amin' ny toerana na isa):
Hitika tsara ity vata ity Enti-milaza akanjo mangeja, mifanerana amin' ny toe-batana, mifaninjitra [1.1] | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | hitika | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Famindrana kingakinga erỳ [1.1] | ||
| Action de marcher lestement, avec une certaine vitesse, avec ostentation [1.3] | ||
| Sampanteny |
| |
| Tovy hevitra | hitikitika | |
| Nohavaozina tamin' ny 2012/12/19 |
|