| Teny iditra | hivoka | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Feno hika, feno hiboka: Fiara feno hivoka mpandeha [1.1] | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | hivoka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Bara] Ahitra lava be [1.78] | ||
| Tany tsy vaky lay; lobolobo amin' ny tany lava volo [1.1] | ||
| Savane [1.13] | ||
| [Tankarana] Hautes herbes (collines). [1.19] | ||
| [Betsileo] « Herbe longue et épaisse » « Dictionnaire du R.P. Dubois). Par extension, terres vierges, non défrichées : anaty hivoka. Équivalent de tany lava volo (merina). [1.196] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2022/05/25 |
|