|
|
|
|

Teny iditra hofahofa (hofa)
Sokajin-teny anarana
 [duplicatif fréquentatif] [1.3]
Ohatra 
1Nihetsika mora ny fiaran-dalamby, nandeha ny hofahofa tanana. [2.356]
2Lehilahy ranjanana sy tsara bika, miakanjo lasoa misy voahangy sy akorandriaka madinika, miantsoroka hofahofa lasoa sy rojo volafotsy tsara tarehy misy trondro volafotsy mikiraviravy. [2.113]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/26