|
|
|
|

Teny iditra hofana (hofa)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 Antsoina amin' ny kopa-damba, na tanana na zavatra hafa: Hofay lamba izy fa tsy reny izany
Sivanina amin' ny sahafa: Hofao tsara ny vary, rankizy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : hofana, hofako, hofanao, hofany, hofantsika, hofanay, hofanareo, hofan', hofan-, hofam-, hofa-
Ny lasa : nohofana, nohofako, nohofanao, nohofany, nohofantsika, nohofanay, nohofanareo, nohofan', nohofan-, nohofam-, nohofa-
Ny hoavy : hohofana, hohofako, hohofanao, hohofany, hohofantsika, hohofanay, hohofanareo, hohofan', hohofan-, hohofam-, hohofa-
Filaza mandidy : hofao
Tsipelina hafa 

Teny iditra hofana (hofa)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 Raisina hipetrahana ka andoavana hofany: Hofan-dRakoto mpanao kiraro ny tranon-dRabeao atsimonay [1.1]
 To be rented from someone [1.7]
 Qu'on loue de quelqu'un [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : hofana, hofako, hofanao, hofany, hofantsika, hofanay, hofanareo, hofan', hofan-, hofam-, hofa-
Ny lasa : nohofana, nohofako, nohofanao, nohofany, nohofantsika, nohofanay, nohofanareo, nohofan', nohofan-, nohofam-, nohofa-
Ny hoavy : hohofana, hohofako, hohofanao, hohofany, hohofantsika, hohofanay, hohofanareo, hohofan', hohofan-, hohofam-, hohofa-
Filaza mandidy : hofao

Teny iditra hofaña
Sokajin-teny anarana
  [Tanala] Kankana mena monina amin'ny tany mandomando [1.78]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2012/12/20