|
|
|
|

Teny iditra hoika
Sokajin-teny tenim-piontanana [Fitanisana]
 Teny tenenina raha sempotra na sasatra nony mijanona na mijoro kely avy niaka-piakarana: Hoika! mideza koa izany raha fiakarana [1.1]
 Mot que prononcent les gens fatigués en prenant haleine [1.3]
Sampanteny 
Tsipelina hafa 

Teny iditra hoika
Sokajin-teny tenim-piontanana [Fitanisana]
 Kina-teny kely tsy misy heviny, mitovy amin' ny hoe iky, ary ampiarahina mandrakariva amin' ny hoe mandehana hoika [1.10]
 Mot explétif, comme iky [1.3]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2012/12/20