| Teny iditra | holoka | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Loaka ny ao anatiny, hoboka Mpandaingalainga na fetsifetsy. [1.1] | ||
| Creux, cave à l'intérirue Figuré: madré, roué [1.3] | ||
| Ohatra | Ary amin' izany dia hitantsika indraindray ny hazo lehibe mbola velona, nefa holoka ny ao anatiny.
[1.357] | |
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20 |
|