| Teny iditra | homana (hana) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
| Mihinana: Tsy homan-kena izahay anio Mandany zavatr' olona ho an' ny tena: Homana ny volam-bahoaka io mpiasam-panjakana io Mahazo: Mba tsarovy ny namana fa homana be ise amin' io asa io [1.1] | |||||||
| To eat ; to extort ; to bite (of fish) ; cf. hanina, hinana; [1.7] | |||||||
| Manger ; extorquer ; mordre (se dit des poissons) ; cf. hanina, hinana [1.8] | |||||||
| Ohatra | Raha sakafo no manimanitra, mazoto homana ny mpihinana.
[2.470] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Mpanahaka | hanina ~ hinana | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/05/25 |
|