| Teny iditra | homboana (hombo) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Araikitra amin' ny hombo, tsimatra: Homboy ny hidin-trano Fantsihana: Nohomboana tamin' ny hazofijaliana i Jesoa-Kristy Asiana, alentika: Nohomboana tamin' ny teniny Ikotofatsora [1.1] | |||||||||
| To be nailed to something [1.7] | |||||||||
| Qu'on attache avec des clous [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|