|
|
|
|

Teny iditra hondry
Sokajin-teny anarana
  [Sihanaka] Totohondry [1.78]
 The fist [1.7]
 Le poing [1.8]
Voambolana 

Teny iditra hondry
Sokajin-teny anarana
 Refy hatramin' ny tendron' ny ankibe atsotra ka hatramin' ny fanondro avonkina eo amin' ny tonony faharoa (ny hondry dia mitovy halava amin' ny vodivoam-pelatanana mahery voatondro roa) [1.1]
 Mesure de longueur depuis le bout du pouce ouvert jusqu'à la seconde phalange de l'index fermé [1.3]
 Depuis le bout du pouce ouvert jusqu'à la seconde phalange de l'index fermé [2.415]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11