| Teny iditra | horintsina | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fahatsiarovana ohatra ny misy zavatra mitsoriaka na manaikitraikitra ny nofo aman-kozatra any anaty any; feo maranitra sady avo izay manindrontsindronamafy ny sofina [1.1] | ||
| Douleur piquante mais interne [1.3] | ||
| Voambolana | ||
| Sampanteny |
| |
| Tsipelina hafa | horitsika [1.3#270] ~ horotsoka [1.3#270] ~ horontsona [1.3#270] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2021/10/13 |
|