| Teny iditra | hosokosoka (hosoka) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Zavatra tsy tena izy, fa ala tahaka ratsy sy vita an-tandrevaka mba hamitahana: Nanao vola an-kosoka izy ka voasazy roapolo taona amponja. [1.1] | ||
| Fraud, falsification [1.7] | ||
| Supercherie [1.3, 1.8] | ||
| Falsification, altération, apparence fausse et trompeuse, comme celle de la fausse monnaie [1.3] | ||
| Fraude [1.8] | ||
| Ohatra | Fa nanomboka teo amin' ny varimitsangana kosa, dia ny marina tsy nisy hosokosoka no nambarako.
[2.4] | |
| Tovy hevitra | hosoka | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/07/01 |
|