|
|
|
|

Teny iditra hosory (hosotra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana hosorana [Fitanisana]
Ohatra 
1Hosory vernia ny fanakao fa hangilohilo [1.1]
2Fafao tsara amin' ny voro-damba, dia hosory menaka. [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2013/10/02