| Teny iditra | iaba | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Bara] Ray, rangahy na fiantson'ny vehivavy ny lehilahy [1.78] | ||
| [Taisaka] Ray [1.78] | ||
| [Betsimisaraka] Fiantsoana ny ray, dada [1.78] | ||
| [Bezanozano] Dada [1.78] | ||
| [Sihanaka] Ray, dada [1.78] | ||
| Tovy hevitra | aba | |
| Nohavaozina tamin' ny 2009/12/10 |
|