| Teny iditra | ialohana (aloha) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny fameno | ||||||||
| Misy... eo aloha: Atao milaza ny ho avy mandrakariva ny matoanteny ialohan' ny "tokony [1.1] | |||||||||
| [1.2] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Ohatra | Ny ray aman-dreny sy ny zoky tsy azo ialohana na miteny na mandeha, na misotro rano.
[2.285] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|