|
|
|
|

Teny iditra Iarivo
Sokajin-teny anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
  Antananarivo [1.1]
Voambolana 
Ohatra 
1Nanohy ny fianarako teto Iarivo àry aho, rahefa nahatapitra ny kilasy rehetra tany ambany ravinkazo. [2.471]
2Aza rotodrototra foana, fa mbola lavitra Iarivo. [2.499]
Fangi-bolantany -19, 47.5
Haianarantany arivo#mg.aj

Teny iditra Iarivo
Sokajin-teny anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana 
Mpanahaka  Ny Tendrombohitra Roambinifolo

Teny iditra Iarivo
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky)
Mpanoratra Razakandraina Jean Verdi Salomon, 1956
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/01