|
|
|
|

Teny iditra iasana (asa)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
  [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : iasana, iasako, iasanao, iasany, iasantsika, iasanay, iasanareo, iasan', iasan-, iasam-, iasa-
Ny lasa : niasana, niasako, niasanao, niasany, niasantsika, niasanay, niasanareo, niasan', niasan-, niasam-, niasa-
Ny hoavy : hiasana, hiasako, hiasanao, hiasany, hiasantsika, hiasanay, hiasanareo, hiasan', hiasan-, hiasam-, hiasa-
Filaza mandidy : iasao

Teny iditra iasaña
Sokajin-teny anarana
  [Tambahoaka] Raibe [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20