| Teny iditra | iereo | |
| Sokajin-teny | mpisolo anarana | |
| [Mahafaly] Izy, izy ireo [1.78] | ||
| Ohatra | Vokany, an'arivony maro iereo zaza narary ary matimaty foanan'ny tsimokaretina sy hanoanana.
[2.424] | |
| Tovy hevitra | iareo avao | |
| Tsanganana sy sary iray takila | Ny mpisolo rehetra | |
| Teny iditra | iereo (ery) | |
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony ierena | |
| [1.3] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/12/20 |
|