| Teny iditra | ifanaikena (aiky) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny fameno | ||||||
| Comme ifanekena [1.3] | |||||||
| Ohatra | Kanefa ny basy omeny amin'izany ifanaikena izany, tahak'ity basy angalisa ity no hatsarany fa tsy hafa karazana
[2.366] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tsipelina hafa | ifanekena | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/07 |
|