| Teny iditra |
Iharanandriana
|
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (anaran-tany)
|
| | [Hiharanandriana hoy ny sasany] tendrombohitra be vatolampy, tomandavana mianavaratra sy mianatsimo, ao amin-ny faritany Ambatolampy, nefa tsy lavitra an-Antananarivo, tandrifindrifin' i Tsinjony sy Behenjy... 1825 m ny haavon' ny tendrony atsimo ary mihaiva kokoa ny avaratra. Ny Vazaha manao azy hoe "satro-jobon-i Behenjy"... [1.10]
|
| | A rocky mountain some miles to the south of the capital. [1.2]
|
| Voambolana |
| Ohatra | Fito tany amin'ny Vakinisisaony : Ampandrana, Imerimanjaka, Alasora, Iharanandriana, Andramasina, Tsiafahy, Ambatomanga.
[2.508]
|
| Tsipelina hafa |
| Mpanahaka |
Ny Tendrombohitra Roambinifolo |
| Teny nalaina |
| Fangi-bolantany | -19.3666667, 47.8166667
|
| Haianarantany | harana,
andriana |
| Sary |
|
|