|
|
|
|

Teny iditra Ikalakely
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Singan-teny ikala, kely
 A familiar name for small girls [1.7]
 Nom commun des petites filles [1.8]
Voambolana 
Ohatra 
1ikalakely izato e, dia tsy misy valaka aminao! [2.470]
2Iny ary hanalana hasosorana, hoy Fatakamana, sady nomeny lasiroa Ikalakely. [2.499]
Mpanahaka  Ikoto

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/30