Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
i
lana
Sokajin-teny
Tsy lazaina
(root)
[
1.2
]
Sampanteny
manilana
Teny iditra
i
la
na
(
i
la
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny fameno
[
1.2
]
[
1.3
]
Ohatra
1
Misy raharaha
ilako
ny ramolenao ka mba ampindramo ahy (J'ai besoin de votre mulet pour une affaire, veuillez me le prêter)
[
1.3
]
2
Inona ny antony
ilanao
fandraka amiko? (Pourquoi me demandez-vous un ciseau?)
[
1.3
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
ilana
, ilako, ilanao, ilany, ilantsika, ilanay, ilanareo, ilan', ilan-, ilam-, ila-
Ny lasa :
nilana, nilako, nilanao, nilany, nilantsika, nilanay, nilanareo, nilan', nilan-, nilam-, nila-
Ny hoavy :
hilana, hilako, hilanao, hilany, hilantsika, hilanay, hilanareo, hilan', hilan-, hilam-, hila-
Filaza mandidy :
i
la
o
Nohavaozina tamin' ny 2022/07/27