|
|
|
|

Teny iditra ilavoamena
Sokajin-teny anarana
Singan-teny ila, voamena
 Anaram-bola izay 0,10 F ny sandany: (ilan' ny voamena, izany hoe antsasaky ny voamena) [1.1]
 [voamena, two-pence.] A penny ; lit. one side of twopence. Pronounced, lavoamena [1.2]
Voambolana 
Ohatra 
1Hatramin' ny ilavoamena no midina dia atao tomba-maso avokoa. [1.437]
2Tsy fantatro izay nataon' ny fianakaviana hafa, fa tao aminay ilavoamena no azony. [2.472]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31