| Teny iditra | imasoana (maso) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny fameno | ||||||||
| Ikezahana, ilofosana, ilozohana, ikelezana aina: Ny fianarana imasoina fa efa akaiky ny fanadinana [1.1] | |||||||||
| Ny asany hiany no imasoany (Il ne s'applique qu'à son travail) [1.3] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|