|
|
|
|

Teny iditra imbalo (valo)
Sokajin-teny tambinteny [Fitanisana]
 Impito miampy indray mandeha [1.1]
 Eight times [1.2]
 Huit fois [1.3]
Ohatra 
1Imbalo niditra vao tapitra ny olona. [2.649]
2Ny "foko" no fototry ny resaka eto, miverimberina imbalo io teny io ato anatin'ny lahatsoratra. [2.606]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20