|
|
|
|

Teny iditra Imerina
Sokajin-teny anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
 Teny ilazana ny tany ambony havoana "manerinerina" itoeran' ny Merina, izany hoe ny foko eto afovoan' ny Nosy [1.1]
 The district in the central part of the island inhabited by the Hova, not including Vonizongo and Vakinankaratra, which are only included in Imerina enin-toko. Comp. Erina. [1.2]
 The inland of Madagascar around Tananarive [1.7]
Ohatra 
1Ny mpifindra monina avy tany Imerina. [2.508]
2Izahay eto Imerina no solon-dray aman-dreninao. [2.528]
Tovy hevitra Ankova
Mpanahaka  Emyrne ~ Merina
  Ny Tendrombohitra Roambinifolo
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11