| Teny iditra | impossible
![]() | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Tsy azo atao, tsy azo heveriva, tsy mahazo, tsy afaka, tsy maha... :
Il n'y a rien d'impossible à Dieu (Tsy misy zavatra tsy azon' Andriamanitra atao) ~
Il est impossible qu'un fleuve remonte vers sa source (Tsy azo heverina fa hiorika ny ony) ~
Il m'est impossible de faire cela (Tsy mahazo izany aho, tsy afa-manao izany aho, tsy mahavita izany aho) Saritra dia sarotra: Il lui est impossible d'être sage (Sarotra dia sarotra be azy ny ho hendry) [1.4] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2026/01/20 |
|