|
|
|
|

Teny iditra inao
Sokajin-teny mpamaritra
 Enti-manondro olona ao amin' ny toerana anankiray takona tsy hitan' ny maso: Inao Rakoto fa vohay [1.1]
Tovy hevitra injao

Teny iditra inao
Sokajin-teny tenim-piontanana [Fitanisana]
 Listen! Hark! [1.2]
Tovy hevitra injao

Teny iditra iñao
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana [Fitanisana]
  [Bara] Ialao [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2010/06/01