| Teny iditra | indramina (indrana) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Angatahina mba hanaovana nefa haverina rehefa avy eo: Nindramin' i Soa ny sininay hantsakany Iangaviana hanao raharaha fa tsy karamaina: Olona nindramina ireo miasa ny tanimbarinay ireo [1.1] | |||||||||
| Used of the thing which is to be borrowed. [1.2] | |||||||||
| To be borrowed; cf. sambotra [1.7] | |||||||||
| Qu'on a emprunté [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|