|
|
|
|

Teny iditra indray mihelatra
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny indray, mihelatra
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: haingana
Ohatra Raha atao indray mihelatra ny tahan’ny fitomboana sy ny tahan’ny sondrobidim-piainana dia tahaka izao no hita: [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/31