|
|
|
|

Teny iditra indray miserana
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny indray, miserana
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: haingana
Ohatra Indray miserana monja no nahitan-dRandrianaivo azy, nefa izay indray niserana izay dia nanaitra ny fony, ka tsy afaka tao an-tsainy [2.324]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/02