| Teny iditra |
indrỳ
|
| Sokajin-teny | tenim-piontanana
|
| | Enti-manondro olona na zavatra tokana erỳ lavitra: Indrỳ lasa ny fiaramanidina [1.1]
|
| | Behold! Here it is. See indro [1.2]
|
| | Look! there it is! [1.7]
|
| | Tiens! Le voilà (au loin) [1.3]
|
| | Voilà! là! [1.8]
|
|
| Teny iditra |
indrỳ
|
| Sokajin-teny | mpisolo anarana
|
| | Misolo ny olona itenenana, fampiasan' ny samy vehivavy mifankazatra fatratra, na indraindray rehefa tezitra izaitsizy, toy ny "ialahy" amin' ny samy lehilahy: Indrỳ ve tsy mahita mpampianatra zavamaneno hampianatra ahy? / Taiza aho no hitan' indrỳ nanendrikendrika an' indrỳ [1.1]
|
| | You (singular), used familiarly by mother to daughter [1.7]
|
| | Toi, s'emploie entre la mère et sa fille [1.8]
|
| Tsanganana sy sary iray takila |
|
|
| Teny iditra |
indry
|
| Sokajin-teny | Tsy lazaina
|
| | [Bara]
[1.78]
|
| Sampanteny |
| Tovy hevitra | |
|