|
|
|
|

Teny iditra inga
Sokajin-teny anarana
 Tombony ambony ihany: Nahazo ingan' andro efatra taminay ianareo tamin' ny fe-potoana fialan-tsasatra farany tao [1.1]
 An extra number, overplus. A word used in games: Ananako inga iray (I have one more than you, I am one more than you) [1.2]
Voambolana 
Tovy hevitra ainga

Teny iditra inga
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
  [Bara] Tsy ingako (Tsy avelako) [1.78]
Tovy hevitra ainga

Nohavaozina tamin' ny 2009/04/08