| Teny iditra | iniana (nia) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Atao an-tsitrapo marina: Niniako nafenina ilay voankazo vao novidina satria tsy mbola masaka tsara [1.1] | |||||||||
| Qu'on fait à dessein, volontairement [1.3] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/13 |
|