|
|
|
|

Teny iditra intsy
Sokajin-teny tambinteny [Fitanisana]
 Manondro sy manolotra tahaka ny "Intỳ", saingy enti-milaza olona na zavatra hita etsy akaikikaiky etsy: Intsy misy sary novidiko ho anao ~ Intsy ny satrokao [1.1]

Teny iditra intsy
Sokajin-teny anarana
  [Betsimisaraka] Afzelia bijuga A. Gray ou Intsia bijuga (A. Gray) Kuntze (Fabaceae). Voir indrarinandra. [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Afzelia bijuga, Intsia bijuga

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31