|
|
|
|

Teny iditra isafidianana (safidy)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Ohatra 
1tsy maintsy afaka manolotra amin' ny mpifidy kandidà sy fandaharanasa isafidianana ihany koa izy. [4.27]
2Ahoana ny fomba isafidianana izay hombana amin' ny ady ifanaovan' ny tia ny fanavaozana sy ny tia ny fiovana mahery vaika? [1.369]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : isafidianana, isafidianako, isafidiananao, isafidianany, isafidianantsika, isafidiananay, isafidiananareo, isafidianan', isafidianan-, isafidianam-, isafidiana-
Ny lasa : nisafidianana, nisafidianako, nisafidiananao, nisafidianany, nisafidianantsika, nisafidiananay, nisafidiananareo, nisafidianan', nisafidianan-, nisafidianam-, nisafidiana-
Ny hoavy : hisafidianana, hisafidianako, hisafidiananao, hisafidianany, hisafidianantsika, hisafidiananay, hisafidiananareo, hisafidianan', hisafidianan-, hisafidianam-, hisafidiana-

Nohavaozina tamin' ny 2024/06/28